23.01.07
SALANITRA E!
Mbola fanombohana ihany aloha izao fa mety hiova miandalana eny ihany ny zava-misy ,koa dia manantena ny fiarahana aminareo eto amin'ity takelaka ity .
Ho avy tsy ho ela ny masaka ho atolotra eto .
Mbola fanombohana ihany aloha izao fa mety hiova miandalana eny ihany ny zava-misy ,koa dia manantena ny fiarahana aminareo eto amin'ity takelaka ity .
Ho avy tsy ho ela ny masaka ho atolotra eto .
kitjo :
24/01/2007, at 14:46 [ Valio ]
Tongasoa ary d ketreho tsara mihitsy fa miandry zay e....
Tonga d ataovy @ le farak'izay mavitrika..hihi
Tokinao :
24/01/2007, at 22:24 [ Valio ]
tongasoa รด :)
soanja :
25/01/2007, at 09:05 [ Valio ]
Milamina izy izany ry Bila sa ahoana?
bilakarenjy :
25/01/2007, at 14:37 [ Valio ]
mahafinaritra be ry zareo fa mankasitraka